- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Jordania, Teratany, Vehivavy sy Miralenta

“Isan'ny fombafomba ahiana indrindra any amin'ny faritra afovoany atsinanana ny “fitadiavam-bady”. Tsy mampiahiahy ny mpitady vady lahy sy ny fianakaviany irery ihany. Fa koa hita fa mampietry ny vehivavy izay mihevitra fa manambay vehivavy izy ity” hoy i Qwaider [1], avy any Jordana.