Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

14 Marsa 2008

Tantara tamin'ny 14 Marsa 2008

Tajikistan : Ny hanoanana indray no hisolo ny hatsiaka sy ny haizina

Firenena kely i Tajikistan, fa misedra olana lehibe. Raha mbola sahirana amin'ny tsy fahampian'ny herin'aratra ny mponina, indrindra ireo eny ambanivohitra, dia efa mananontanina azy ireo sahady ny fahasahiranana hafa. Olana ara-tsakafo indray no miandry azy ireo amin'ity. Araka ny notanterin‘ny Neweurasia dia nampanantena ny Barki Tojik – hany mpamokatra...

Etiôpia : Mpanjakavavin'ny Saba, vita dika Frantsay koa

Tamin'ity herinandro ity, ny blaogy amin'ny teny Frantsay Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) dia nitafatafa [FR] tamin'ingahy Samuel Malher, manampahaizana mpikaroka ara-pivavahana any Strasbourg, Frantsa izay nanatanteraka ny dikanteny manontolo amin'ny teny Frantsay voalohany ny boky “Kebra Negast”, izay soratra masina eo imason'ireo Etiôpiana. Ny Kebra Negast na “Voninahitr'ireo...