- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Izay toeran'ireo fitenin-drazana Afrikana eo amin'ny sehatry ny fampandrosoana

Sokajy: Afrika Mainty, Fampandrosoana, Fiteny

Beyond Niamey no mitatitra ny fikarohana izay ataony ka nametrahany ny fanontanianan’izay toeran'ireo fitenin-drazana Afrikana eo amin'ny sehatry ny fampandrosoana ? [1] :

I've been e-mailing some non-governmental organizations involved in African development about the role of African languages in their work. This is an exploratory research on a small scale that hopefully will help further research in related areas.

“Nanoratra imailaka maromaro tamin'ireo fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana [ONG | NGO] izay mandray anjara amin'ny fivoizana ny fampandrosoana aty Afrika aho, nanontany azy ireo izay toerana misy ireo fitenin-drazana Afrikana eo amin'ny sehatr'ireo asa fampandrosoana izay iandraiketany. Ity dia sava ranon'andom-pikarohana ihany tokony hanampy amin'ny fikarohana izay mbola ho avy manaraka mikasika ireo foto-kevitra izay mifandrohy aminy.”