- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôrea Atsimo : Hetsika fitakian-jon'ny vehivavy

Sokajy: Korea Atsimo, Fanoherana, Vehivavy sy Miralenta

CINA no manapariaka rohy sy sary mikasika ny hetsika notanterahin'ireo vehivavy aman'arivony tany Seoul [1], any Kôrea Atsimo, nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy :

to protest against the – still – terrible conditions for a majority of female workers.

“ho fanoherana ireo fepetra – mbola – tena ratsy izay sedrain'ireo vehivavy izay miasa.”