- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Vehivavy nodarohana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy

Sokajy: Zimbaboe, Politika, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

This is Zimbabwe no mitatitra ny tantaran'i ireto vehivavy izay nanao hetsika filaharana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy, ary nodarohan'ny mpitandro filaminana tany an'araben'i [1]

Bulawayo [1] any Zimbaboe:

Please visit the WOZA website and tell them via their comments section how incredible they are, and let them know that you are watching and noting the injustices being perpetrated against them.

“Iangaviako ianao mba hitsidika ny vohikalan'ny fikambanana WOZA [Women Of Zimbabwe Arise | izay fikambanana mpivoy ny fitadiavana fitovian-jo hoan'ny vehivavy] sy hametraka hafatra ao hanambara fa mahery fo ry zareo ary ianao dia mahita sady manisa izay mety ho tsy rariny ampisedraina azy ireo.”