- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria : Misokatra ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto

Sokajy: Nizeria, Haisoratra, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

Timbuktu Chronicles no mitatitra momba ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto [1] any Nizeria :

Emmanuel Magani and Debola Omololu are the founders of Debonair Publishing, an online bookstore, a first for Nigeria […] A fully integrated online bookstore.

“Emmanuel Magani sy Debola Omololu no mpamorona ny tranomboky Debonair Publishing, izay fivarotam-boky amin'ny alalan'ny serasera Aterineto, sambany [voalohany] izany any Nizeria […] Fivarotam-boky miankina manontolo amin'ny alalan'ny serasera Aterineto.”