- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tontolo iainana : « Ireo tanàna maloto »

Sokajy: Afrika Atsimo, Mediam-bahoaka, Tontolo_iainana

Carbon Copy no mizara zava-misy mikasika ireo tanàna maloto [1]

In South Africa, Johannesburg has vehicle emissions, dust from mine dumps and untarred roads, and excessive burning of coal especially in informal settlements. Cape Town contends with tyres being burned illegally to recover scrap metal. And even small rural towns have to deal with pesticides blowing through houses.

“Any Afrika Atsimo, ny tanànan'i Johannesburg dia manana ny setrok'ireo fiara ao aminy, sy vovoka avy amin'ireo fikarohana [mine] sy lalàna tsy vita tara, sy fandoroana saribao mihoa-pampana. Ny tanànan'i Cape Town indray dia miady amin'ny fandoroana kodiarana fiarakodia tsy ara-dalàna mba hampiasana indray ny vy ao aminy. Ary na dia ireo tanàna kely samihafa aza dia mila miatrika ireo fanafody fiadiana amin'ny biby madinika izay miparitaka hatrany an-trano.”