- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôngô (RDK) : Lasa « mifangaro » amin'ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera

Sokajy: R.D. Kongo, Voina

Tamin'ny volana Oktobra tamin'ny taon-dasa, i Du Cabiau Kinshasa dia nitatitra mikasika ny lozam-piaramanidina Antonov tany Kinshasa [1], sy namono olona am-polony maro [>30]. Tamin'ny faran'ny volana Febroary izy dia nanapariaka sary ahitana ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera [2] izay mivela amin'ny lalàna mitondra ho any amin'ny seranam-piaramanidina …

Mais personne ne s'intéresse plus à eux. La jungle urbaine les a engloutis …

“Tsy misy miraika amin'izy ireo intsony. Efa natelin'ny firongatry ny « renialan’ » ny tanàna izy ireny …”