- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vehivavy antitra indrindra mbola velona

Sokajy: Israely, Palestina, Fahasalamàna, Vehivavy sy Miralenta

Kabobfest [1] no manaitra antsika fa misy vehivavy Palestianiana, teraka tamin'ny taona 1888 mipetraka any Isiraely mbola velona amin'izao fotoana izao. Izany hoe 120 taona izy amin'ity taona ity. Misy sariny ao amin'ny rohy ao.