- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : “Ranomandry voasikotra”

Sokajy: Hehy, Hevitra, Saripika

Edo no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ranomandry voasikotra fahita any Japàna [1] :

Arguably the best place to see snowmen is the annual Sapporo Snow Festival, one of Japan’s most celebrated winter events.

“Ny “Sapporo Snow Festival” angamba no toerana tsara indrindra hijerevana ireo “olon-dranomandry” sady hetsi-dririnina isan'izay malaza indrindra any Japàna.”