- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaïka : Faharavana “mahavaky fo”

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Fampandrosoana, Zavakanto & Kolontsaina

Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo [1] any Falmouth, Jamaïka :

I can only imagine how grand this building looked in its heyday.

“An-tsaina fotsiny no akako sary izay mety ho endrikendrik'ity trano ity tamin'ny fotoan'androny.”