Janoary, 2008

Tantara tamin'ny Janoary, 2008

Korea : Ho firenena mpiteny anglisy ?

  29 Janoary 2008

Hiteny anglisy avokoa ny Koreana rehetra afaka fotoana fohy. Hiakatra ve sa hidina ny faneriterena raha miteny anglisy ianao na tsia? Nilazain’ny governemanta vaovao, ekipa tetezamitan’i Lee Myung Bak fa ho ampianarina amin’ny teny anglisy avokoa ny taranja rehetra. Herinandro taty aorian’ny nanambarana io drafitra io dia mbola henika ity...

UK: Fanimbazimbana ny tsangambatom-pahatsiarovana fandripahana, noankotrihina

  29 Janoary 2008

Blogian no namoaka sary ahitana ny tsangambato najoro tany Bretainina lehibe tao Cardiff izay nisy nanimbazimba omaly. Tamin'ny fotoana hanomanana indrindra ny andro manokana ahatsiarovana ny fandripahana sy ho fanajana ilay mpanao gazety sy tonian-dahatsoratra Tiorka-Armeniana Hrant Dink nisy namono herintaona lasa izay tamin'ity volana ity tany Istanbul no nisy...

Jamaïka : Fiarahabana avy any Jamaïka

  29 Janoary 2008

Francis Wade no mitatitra momba izay fomba fiarahabana avy any Jamaïka : In spite of the aggressiveness and sometimes harsh nature of life in Jamaica, one of the sweet contradictions lies in how Jamaicans greet each other. “Na dia henjana aza ny fifandraisana ary tsindraindray koa ny fiainana any Jamaïka,...

Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”

  29 Janoary 2008

Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy : That article was posted as a last minute ditch to abort a devious plans which was orchestrated and initiated for my demised. To ensure...

UK: mahamenatra

  29 Janoary 2008

Blogrel no manome ny heviny mikasika ilay fanimbazimbana nisy nanao omaly tany an-tanànan'i Cardiff tamin'ny mariky ny hazofijaliana najoro ho fahatsiarovana ireo Armeniana naripaka tamin'ny fotoan'androny. Nolazain'ny mpamaham-bolongana ary fa mahamenatra sady manamarika ny tsy fahatantesana ny fisian'ny Andro Fahatsiarovana ny Fandripahana nanjo ny Armeniana ary manantena izy mba tsy ho ny...

Kenya : Ny Kenya izay iriko

  29 Janoary 2008

Diary written by Amudachi [Diry nosoratan'i Amudachi] no mizara izay anjara mba iriny ho azo avy amin'i Kenya: Part of the Kenya I want is a Kenya where politicians will not run rough shod over the law & the will of the people to serve their own ends. Part of...

Palestina: Nodinganin'i Bloggies 2008 i Azia andrefana

  29 Janoary 2008

Melohin'ny mpamaham-bolongana Palestiniana Haitham Sabbah ny Bloggies 2008 ho tsy nampiditra ny bolongan'ny faritra Azia andrefana (Atsinanana akaiky ho an'ny tandrefana izay fijery arahin'ny be sy ny maro amin'ny ankapobeny na dia avaratry Madagasikara tsotra izao aza io faritra io: soratry ny mpandika ny anaty fononteny) mba ho afa-mifaninana amin'ny sokajy misy azy...

Mozambika : Fidiran'ny mpianatra any an-tsekoly, hoan'ny sasantsany ihany

  29 Janoary 2008

Amin'izao fotoana fidiran'ny mpianatra any Mozambika izao, i Júlio Mutisse no mitatitra ny olana sedrain'ny sehatra fampianarana any an-toerana satria mpianatra marobe no tsy mahita sekoly hidirana: Ainda não estou a falar da qualidade de ensino. Falo, ainda e apenas, do acesso a escola para milhares de crianças e milhares...

Isiraely: Lozanao ho anao ihany raha mamaky ianao

  29 Janoary 2008

Shira, avy any Isiraely, no nandefa sarina baiboly misy fampitandremana (hoe “tantara noforonina” ahitana ny karazan'ota rehetra: ny anaty fononteny rehetra dia an'ny mpandika teny, izany hoe karazana tsy mpino angamba no namoaka ny sary satria azo fehezina hoe mahalasa adala ny mamaky azy)