- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torkia : Nanamafy ny fanakanany ny vohikala YouTube

Sokajy: Tiorkia, Fahalalahàna miteny, Lalàna

Again [1], a Turkish court has blocked access to the popular video-sharing site YouTube over a video clip allegedly insulting the country's founding father, Kemal [2] Atatürk [3].

“Nanamafy ny fanakanany ny vohikala fanapariahana lahatsary Youtube tsy ho tazan'ny mponina ao aminy ny fitsarana any Tòrkia, noho ny fitoriana ho fampiantranoana lahatsary manompa ny “rain'ny” firenena Kemal Atatürk.”

[Lahantsoratra efa notaterina teto ihany mikasika fanapahana an'i Youtube tany Tonizià : Voasakana koa ve i Youtube ? [4]]