- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila: ny fandripahan'alan'i Amazona sy ny ampitso

Sokajy: Tontolo_iainana

“Raha tianao ho fantatra izay hitranga amin'ny faritry Amazonia (miaraka amin'ny renirano) raha mbola tsy atsahatra izao fandripahan'ala izao dia azonao jerena ny fivoarany amin'ny alalan'ny fanandramana hitsinjo mialoha nataon'ny Institute of Environmental Research (na sampan-draharaham-pikarohana momba ny tontolo iainana) miorina any Amazonia, miaraka amin'ny Federal University of Minas Gerais (Oniversite federalin'i Minas Gerais) ary ny The Woods Hole Research Center( foibem-pikarohana Ny Alan'i Hole)”. Jereo ny rohy ao amin'ny Blog do Sakamoto [1] [pt].