Senablog no manolotra izay fiheviny mikasika ny andrana farany izay nataon'ny governemanta Senegaley mba hanadiovana ireo araben'i Dakar amin'ny mpivarotra an-tselika [izay niteraka hetsika fanoherana goavana tamin'ny 21 Novambra 2007] :
Force est de reconnaître que ces marchands ambulants issus du secteur informel ont été longtemps protégés par les marabouts et politiciens, qui grâce à leurs influences intervenaient pour surseoir aux décisions étatiques.
“Mazava ho azy fa ireo mpivarotra an-tselika sady mpandehadeha dia narovan'ireo mpisikidy sy ireo mpanao pôlitika hatramin'ny elabe, izay nampiasa ny fahefany mba hanoherana ny fanapahan-kevim-panjakana.”