- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika : Fakana an-keriny hafahafa

Sokajy: Mozambika, Lalàna

Ivone Soares any Maputo, no mitatitra ity vaovao tselatra mahatsikaiky avy Mozambika ity [1] :

No dia 23/01/2008, foi raptado, por desconhecidos, em Mocímboa da Praia o cidadão Momade Hamade que fora conduzido para um acampamento onde se encontravam cerca de vinte pessoas de ambos sexos igualmente na condição de refêns. Dentre os malfeitores seis eram brancos e dois negros falantes da Língua Portuguesa, mas com sotaque do sul de Moçambique.

“Nisy naka an-keriny tany amin'ny tany amin'ny Mocímboa da Praia i Momade Hamade ny 23/01/2008. Nentina tany amin'ny toby izay efa nisy olona nalaina an-keriny, lahy sy vavy, miisa eo amin'ny roampolo eo ho eo izy. Ny enina tamin'ireo mpaka an-keriny dia fotsy fihodirana ary mainty kosa ny roa sisa, mampiasa ny fiteny Portigey saingy amin'ny fitenin'ny faritra Atsimon'i Mozambika.”