- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Armenia: Bolongana amin'ny tenin'ny teratany (indizeny)

Sokajy: Armenia, Fiteny, Foko sy Fiaviana, Teknolojia, Teratany

Raha saiky amin'ny teny anglisy na rosiana avokoa ny ankamaroan'ny bolongana miresaka na nosoratana Armeniana dia hafaliana tsy omby tratra kosa ny an'i The Armenian Observer raha nahatsikaritra fa na dia mandeha tsikelikely aza dia hita tsara ny fitomboan'ireo bolongana mivoaka amin'ny teny Armeniana. Mamporisika ary Observer hijery ny fahatsarany ka hamaky azy ireny tsy tapaka sady hametrak'hevitra ihany koa (hampazoto ny mpanoratra ireny bolongana ireny) [1].