Libanona : Manala sarona ny hetsik'i Hassan Nasrallah

Manontany tena sady mamazivazy i Heuristiques Libanaises eo am-pijerevana ny sarin'i Hassan Nasrallah izay mampitandrina amin'ny fanandratana ny tondrony, raha manatrika ny fodiana sa ny fiposahan'ny masoandron'ny “fandresena avy amin'Andriamanitry”-ny antoko Hezbollah i Libanona :

Lorsqu'il plastronne devant les foules ou les militants admiratifs, le sourcil froncé, le regard courroucé et le doigt menaçant, Hassan Nasrallah donne toujours l'impression de vouloir s'enfoncer dans son karma. C’est comme s’il voulait signifier à ses adversaires que l’aménité d’hier n’était qu’un rôle de composition et que les choses sérieuses allaient enfin commencer.

“Rehefa mibotsina eo anoloan'ny vahoaka na ireo mpomba azy [izy], ny volomaso mikentrona, ny maso feno fahatezerana ary ny tondro feno fampitandremana, dia heverina ho toy ny hilentika any anatin'ny “karma”-ny i Hassan Nasrallah. Ohatry ny te hampita amin'ireo fahavalony izy hoe, izay vao tena hanomboka ny tena resaka fa mbola tsy tena izy izay niseho teo aloha.”

2 hevitra

Ajanony ihany

Hiresaka koa -> Jentilisa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.