- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Isiraely: Lozanao ho anao ihany raha mamaky ianao

Sokajy: Israely, Fivavahana

Shira, avy any Isiraely, no nandefa [1] sarina baiboly misy fampitandremana (hoe “tantara noforonina” ahitana ny karazan'ota rehetra: ny anaty fononteny rehetra dia an'ny mpandika teny, izany hoe karazana tsy mpino angamba no namoaka ny sary satria azo fehezina hoe mahalasa adala ny mamaky azy)