- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Singapore : Tsy Shina velively

Sokajy: Singapaoro, Hehy

Tankona tsy nahateny i Arzhou namaky fa araky ny birao iray misahana ny hetra any Amerika [USA] dia isan'ny faritanin'i Shina i Singapore [1] :

Amazing how this common misconception is so prevalent, even at the USA government level.

“Mahazendana ny fihanaky ity hevi-diso ity, eny hatramin'ny sehatry ny gôvernemanta Amerikana akory aza.”