- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hôngria : “Dia mampihoro-koditra tokoa noho i LA ve i Bodapesta ?”

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Hongria, Hehy, Tsidika

Pestiside.hu no mamaly mpamaky iray avy any LA [Los Angeles, USA] izay milaza azy matahotra ny hitsidika an'i Bodapetsa [1] :

Anyway, we'll take it as a compliment.

“Na izany na tsy izany raisinay ho toy ny fandòkana izany.”