- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Faritry Balkan : “Jestdej”

Sokajy: Bosnia Herzegovina, Kroasia, Makedonia, Montenegro, Serbia, Slovenia, Fiteny, Hehy, Mozika, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday’-n'ny tarika ‘the Beatles’ [1]:

… For all of you native speakers out there – if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans – take a look at the above picture.

“… Ho anareo rehetra tsy teratany avy aty (amin'ny faritra aty) – raha nanontany tena hianareo hoe ahoana no fandrenesan'ny mponina avy aty amin'ny faritry Balkan ny fiteny Anglisy dia topazy maso kely io sary io ambony io.”