Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Obama sy ny fivavahana

“Soa fa  nisy Barack Obama, mba hamaritan'ny Islam indray ny antsoina hoe “mpino” araka ny voambolana Silamo, na mila mieritreritra amin'ny famaritana vaovao anononana ny antsoina hoe ‘foko Miozolmana’ indray ny fianakaviambe iraisam-pirenena (na ny tontolo manerantany araka ny dika manta) mba ampifanarahana ny olana miatrika ny raharaha manokana ampiharina amin'iMr. Obama ( izay nateraky ny ray silamo lasa tsy mpino taty aoriana ary efa notaizana raikely hafa silamo ihany koa, sady nianatra tany amin'ny sekoly silamo roa taona, narahina fianarana tany amin'ny sekoly katolika avy eo. Ankehitriny moa dia ao amin'ny fiangonan'i Kristy ‘tafatambatra’ – Loterana sy Refaormey- no misy azy, ny soramandry rehetra dia nampian'ny mpandika teny ho amin'ny teny malagasy avokoa)” hoy ny votoatin-tsoratry Myrtus avy any Maraoka.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.