- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brezila: Hankalazaina eo amin'ny Second Life ny faha-454 taona nijoroan'i São Paulo

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Teknolojia

Andre Lemos [1] [pt] no mitantara fa, notokanana ny lalamben'i Second Life ao amin'ny tontolo virtoaly (nofy voarakitra)  ao  amin'ny Nosy Vaovaon'i Brezila (183, 182, 41). “Olona 20 000 farafahakeliny no antenaina handray anjara amin'ny fankalazana ny fanokanana ity nosy vaovao (virtoaly araka ny fahazoako mpandika teny malagasy azy) ity”.