- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afghanistan : Tetiky Bush tsy mahomby

Sokajy: Kazakhstan, Fampandrosoana, Vonjy Voina

Notaterin’i [1] Bipasha Ray ary ny filazan’ny Masoivoho tao amin’ny Firenena Mikambana taloha Richard Holbrooke ny politikam-pandanian’ny fitondram-panjakan’i Bush any Afghanistan mahatratra $1 000 000 000 isan-taona “ho praograma tsy nisy fiantraikany indrindra tamin’ny politika ivelany amin’ny tantaran’i Etazonia ”.