- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana

Sokajy: Afrika Mainty, Siansa, Teknolojia

Afropolitan no manolotra lahatsary ahitana an'i Ron Eglash mamelabelatra mikasika ny Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana [1] :

Mathmetician Ron Eglash traveled to Africa to do research on fractals. What he found was amazing, but not surprising to those of us who appreciate the ingenuity and creativeness in Africa.

“Nitety an'i Afrika hanatanteraka fandinihana mikasika ireo “fraktala” ny Matematisiana Ron Eglash. Mahatsikaiky izay vokatry ny fikarohany, anefa tsy dia mahataitra loatra ireo toa antsika izay mpankafy ny hakingan-tsaina sy ny kitikitika madinidiniky ny Afrikana.”