- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana

Sokajy: Afrika Mainty, Fivavahana, Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT)

Andrew Heavens no manolotra resaka mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana [1] any Afrika:

Amazing. The debate about homosexuality in Africa that started on Meskel Square almost three years ago is still going strong.

“Mahatsikaiky. Ny adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana, izay natomboka teo amin'ny vohikala Meskel Square, efa ho telo taona lasa izao dia mbola tena “henjana hatrany”.”