- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Eritrea : Fantarò ny mozika Eritreana

Sokajy: Eritrea, Mozika

Matt Yanchyshyn no mandrisika ao amin'ny bennloxo du taccufantarò ny mozika Eritreana [1]:

This is the last day of Eritrea Week. I don’t know enough about much of the music I’ve collected this week to write full posts so I decided to make you a mixtape instead.

“Anio no andro farany amin'ny herinandro natokana hoan'i Eritrea. Naleoko nanolotra ireto santionan'ny fangaron-kira ireto ho solon-dahatsoratra, satria tsy mbola ampy fahalalàna tsara izay mombamomba ireo mozika nangoniko tamin'ity herinandro ity aho hanoratana.”