- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ghana: Sarin'ny CAN (fiadiana ny amboara ekipam-pirenena Afrikana)

Sokajy: Ghana, Fanatanjahantena, Saripika

David Ajao no manome saripika maromaro nalaina nandritra ny CAN na ny fifaninanan'ny ekipam-pirenena afrikana 2008 [1]: “Afaka tendrenao (kilikenao na pihanao) ny eo ambony sary ahitanao sary hafa na tendrenao ny rohy eo ambany hizoranao mankany amin'ny rakitsarin'ny Ghana 2008.”