- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Aostralia: ny lisitra 100 voalohan'ny bolongana any!

Sokajy: Aostralia, Teknolojia, Zavakanto & Kolontsaina

Ny mpamaham-bolongana ao amin'ny Dipping into the Blogpond no nanangona sy nandahatra ny lisitry ny bolongana Aostraliana 100 voalohany [1] araka ny fandaharan'ny Bolongana Alexa sy ny Technorati azy. (hita tamin'ny alalan'ny Endverse [2]) Sambany vao nisy resaka tany teto an! Raha manindry ao ianao dia samy misy ny fandaharana araka ny isan'ny rohy amin'ny samy ao an-toerana, ny rohy ataon'ny manerantany amin'ny vohikala iray ka ireo no kajikajiana avy eo nahatonga io filaharana io.