Tantara tamin'ny 25 Janoary 2008
Thailandy : Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any Bangkok
Richard Barrow no manala sarona hoan'ireo mpankafy toerana ahitana Fiaradalamby mandeha amin'ny entona any Bangkok : If you are a steam enthusiast then you will love this place. In the...
Trinite sy Tôbagô : “Taranaka” nangalarina ?
Jumbie's Watch no mitatitra momba herisetra nitranga tany am-pianarana tany Trinite sy Tôbagô : Today I saw an article about a boy, a schoolboy in school, beating a fellow student...
Afrika : Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana
Afropolitan no manolotra lahatsary ahitana an'i Ron Eglash mamelabelatra mikasika ny Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana : Mathmetician Ron Eglash traveled to Africa to do research on fractals. What he...
Afrika : Adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana
Andrew Heavens no manolotra resaka mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana any Afrika: Amazing. The debate about homosexuality in Africa that started on Meskel Square almost three years ago is still...
Afrika Atsimo : Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany”
Fanirian'ny Cape Town Rocks ny hahita ny tanànan'i Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany”: Cape Town is one of the Cities that you can vote for to become a city...
Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?
Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? : It is too early to speculate if this will bring about an end to the...
Eritrea : Fantarò ny mozika Eritreana
Matt Yanchyshyn no mandrisika ao amin'ny bennloxo du taccu, fantarò ny mozika Eritreana: This is the last day of Eritrea Week. I don’t know enough about much of the music I’ve...
Ghana: Sarin'ny CAN (fiadiana ny amboara ekipam-pirenena Afrikana)
David Ajao no manome saripika maromaro nalaina nandritra ny CAN na ny fifaninanan'ny ekipam-pirenena afrikana 2008: “Afaka tendrenao (kilikenao na pihanao) ny eo ambony sary ahitanao sary hafa na tendrenao ny...
Kamerona: Lahatsary fanadihadiana ny adin'ny Alemana sy ny Bakweri
Lahatsary fanadihadiana vaovao momba ny tantaran’ny vahoaka Bakweri avy ao Kamerona iray indray no mivoaka: “…“Kuva Likenye” no lohateniny ary mahatratra 30 minitra ny faharetany. Voatantara ao ny fitarihana nataon’ny...
Aostralia: ny lisitra 100 voalohan'ny bolongana any!
Ny mpamaham-bolongana ao amin'ny Dipping into the Blogpond no nanangona sy nandahatra ny lisitry ny bolongana Aostraliana 100 voalohany araka ny fandaharan'ny Bolongana Alexa sy ny Technorati azy. (hita tamin'ny alalan'ny Endverse)...