- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kambôdza : Fiainana andavan'andro an-tsary HDR any Phnom Penh

Sokajy: Kambodza, Media sy Fanoratan-gazety, Saripika, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

Mythical Dude mpiblaogy mipetraka any Phnom Penh no manapariaka tahala-tsary HDR/GGD mampiseho ny fiainana andavan'andro [1] izay nangoniny, ao amin'ny pejiny ao amin'ny vohikala Flickr.

[FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High Dynamic Range photography [2] | Imagerie à Grande Gamme Dynamique [3]) dia fitambarana teknika ampiharina amin'ny sary amin'ny alalan'ny solosaina izay ahafahana manome sanda bebe kokoa ireo “pixel” tsirairay. Endrika vaovao no vokatr'izany sary izany. Tsahivina fa ny sary dia fitambarana “pixel” | Lahatsoratra hafa misy rohy sary sahala : Japàna amin'ny endrika vaovao >> [4]]