- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Korea atsimo : fanafoanan’ny filoha vaovao ny minisitera misahana ny fianakaviana sy…

Sokajy: Korea Atsimo, Fanoherana, Vehivavy sy Miralenta, Zon'olombelona

Jamie mpizaika ao amin’ny Two Koreas blogs (bolongan’ny Koreana Roa) no mitafa mikasika ny fanangonantsonia ataon’ny fikambanam-behivavy [1] hanoherana ny fikasan’ny filoha vao voafidy teo Lee Myung Bak hanafoana ny Minisitera misahana ny fampitovian-jo ny lehilahy sy ny vehivavy miaraka amin’ny fisahanana ny fianakaviana.