- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahrain: Mpifanolo-bodirindrina hoe?

Sokajy: Bahrain, Hevitra

Cookie, avy any Bahrain, no milazalaza ny momba ny manodidina na mpifanolo-bodirindrina ao amin’ny lahatsorany [1]. “Mijanona eny amin’izay tiany hanajanonany ny fiara tahaka ny hoe tompon’ny arabe ny olona. Ny vehivavy kosa miady matetika isa-tapa-bolana na latsak’izany any IVELAN’NY tokantranony!” hoy izay nosoratany.