- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio

Sokajy: Karaiba, Belize, Fanabeazana, Fiteny, Mozika, Tantara, Teratany, Zavakanto & Kolontsaina

Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio [1] ny any Belize :

Andy Palacio was not only the most popular musician in Belize, he was also a serious music and cultural activist with a deep commitment to preserving his unique Garifuna culture.
The Garinagu are descendants of Arawak Indians and African slaves who once lived in Dominica and were exiled by the English colonials masters to Central America in 1797.

“I Andy Palacio dia tsy fe vitan'ny hoe mpanakanto malaza indrindra tany Belize, izy koa no tena mpivoy kolontsaina matotra ara-mozika izay niezaka hatrany ny hitandrovana ny mahatokana ny kolotsaina Garifuna.
Ny Garinagu dia safiotra taranaky ny mena hoditra Arawak sy ireo andevo Afrikana izay nonina tany any main'ny nosy Dominika ary avy eo nasesin'ireo mpanjanaka Anglisy tany Ivon'i Amerika tamin'ny taona 1797.”