Arabia Saodita : Mety hahazo alàlana hamily fiarakodia ny vehivavy

Muneeb no manome rohy ao amin'ny Mideast Youth momba ny vaovao fa alohan'ny faran'ny taona, dia mety hahazo alàlana hamily fiarakodia ny vehivavy any Arabia Saodita :

Women in Saudi Arabia will be allowed to get behind the wheel as the government lifts its longstanding ban on female drivers, according to a UK newspaper report

“Araky ny tatitra nataon'ny gazety Anglisy dia hahazo alàlana ny hamily fiarakodia ireo vehivavy any Arabia Saodita raha vao esorin'ny fanjakana ny fandraràna mihatra amin'izy ireo hatry ny ela.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.