- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arabia Saodita : Afaka mijanona amin'ny hotely irery ny vehivavy

Sokajy: Arabia Saodita, Lalàna, Vehivavy sy Miralenta

Or Does it Explode no mitatitra izay fandresena kely hoan'ireo vehivavy any Arabia Saodita [1]. Araky ny fampahalalam-baovao [2] dia :

Women in Saudi Arabia can now stay in a hotel or a furnished apartment without a male guardian, according to a government decision that comes as the country faces increasing criticism for its severe restrictions on women.

“Afaka mijanona irery any amin'ny Hotely na trano hafa tsy misy lehilahy mpiambina ankehitriny ireo vehivavy any Arabia Saodita, araky ny fanapahan-kevitry ny governemanta, raha misedra tsikera mafy ny firenena nohon'ny figiazana mahazo ny vehivavy any.”