- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bôtsoana : Fanatanterahana sarimihetsika any Bôtsoana

Sokajy: Botsoana, Sarimihetsika

Mma Ramotswa no manapariaka lahatsoratra vaovao mikasika ny fanatanterahana sarimihetsika sy lahatsary any Bôtsoana [1] :

Over the past 10 or 20 years, digital cameras and computer editing have dramatically opened up filmmaking possibilities in “remote” places. Things are looking up for drama films and documentaries made in Botswana.

“Tao anatin'izay 10 na 20 taona lasa farany teo izay, ny fivoatr'ireo fakantsary nomerika sy ny fampiasana ireo solosaina amin'ny fandaharana ireo sary dia nanokatra midanadana ireo lalàna amin'ny fanatanterahana sarimihetsika any amin'ireo toerana “an-kodahoda.” Mizotra tsara ny fivoatr'ireo sarimihetsika sy lahatsary izay tanterahina aty Bôtsoana.”