- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nepal : Fizakantenan’ny Fitsarana isam-paritra sy ny fanamafisana ny lalàna

Sokajy: Nepal, Lalàna

Indro ny fehin’izay nosoratan’i Bahas [1] mikasika ny rafitra ara-dalàna mihatra any Nepal. “Sarotra dia sarotra ny fanamafisana ny Fitsarana sy ny lalàna fanamafisana ny demokrasia ary ny fampiasana ny rariny hahasoa ny vahoaka raha mbola eo ambany fahefana foibe (iray) hatrany ny fijoroan’izy ireny.”