- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kioba : Fifidianana sy ethanol

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Kiobà, Venezoela, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fifidianana, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution [1] (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle [2]  mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny Kioba sy Venezoela vokatry ny fifanarahana hiaraka hanao tetiksa miisa 76 mitentina $1.300.000.000 nosoniavina omaly.”