- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery

Sokajy: Kenyà, Ady & Fifandirana, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena [1] :

Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the wounds caused by an election gone awry and the resultant lawlessness and suffering.

“Natsobok'ireo mpanao politika tao anatin'ny (dobon'ny) korontana ny firenena, ireo mpanakanto any an-toerana anefa dia afaka mitondra fanafana hoan'ireo fery izay nateraky ny fifidianana “very an-javony” sy ireo vokatry ny “fanjakan'i Baròa” sy ireo fijaliana.”