Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

21 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 21 Janoary 2008

Ginea: filaharan-hafaliana amin'ny baolina sy ny politika

Jorge Rosmaninho [pt] no mitantara fa mameno ny araben'i Conkary ao Ginea ny fihetsiketsehana feno firavoravoana noho ny fahatongavan'ny Cup of African Nations, Nanomboka androany (alahady io). Football (baolina fandaka) ihany aloha no fantatry ny rehetra anio. “Tao ho ao moa izay dia ity baolina ity no mampanadino ny fifamaliana...

Brezila: Mampifidy an'i Gabeira ho Ben'ny tanàna'i Rio de Janeiro

Tian'i Pedro Dória [pt] hirotsaka ho Ben'ny tanàna'i Rio de Janeiro ny depiote Fernando Gabeira [pt] ary mandresy lahatra ny tontolon'ny mpiblaogy (tontolom-bolongana na blogosphere) sy ny mpamaky rehetra izy hivondrona hampisongadina ny anarany. “Efa tonga ny fotoana hanaovana fampielezan-kevitra amin'ny aterineto amin'izay. Mety ho tratra ny tanjona rehefa maromaro isika...