- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Armenia/Torkia: Fahatsiarovana an'i Hrant Dink

Sokajy: Armenia, Tiorkia, Fifindràmonina, Foko sy Fiaviana, Tantara, Zon'olombelona

Androany ny tsingerintaona voalohany namonoana tany Istambul any Torkia ilay tonian'ny fanaovan-gazety Armeniana sady mpanao gazety rahateo Hrant Dink. Marilisa Lorusso's blog no nahatsiaro ity mpanao gazety ity ka nanokana lahatsoratra ho azy [1].(voasoratra ao ary fa nifidy ny hipetraka tany Torkia ny lehilahy ho fanajana ireo olona an'arivony nanohana azy noho ny tolona nataony hampanjakana ny demokrasia)