- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bolivia: Coca amidy ao amin'ny tsenan'ny Villa Fatima

Sokajy: Amerika Latina, Bolivia, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Tany La Paz, Bolivia, no nahitan'i Ruxandra Guidi raha nitsidika ny tsenan'i Villa Fátima izy fa ao amidy malalaka ny coca [1]. Tao amin'ny Untold Stories avy amin'ny Foibe Pulitzer momba ny olana amin'ny fampitambaovao no nakana ny lahatsoratra. (hoy ny mpandika teny: tongava aty Antananarivo ianao fa ny Cola indray no amidy malalaka miaraka amin'ny voanjo aty sao voarara any izany.)