- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Antontanisa mifangarika

Sokajy: Shina, Fanabeazana, Tanora, Zavakanto & Kolontsaina

Tany amin'ny sekoly ambaratonga fototra sy ambaratonga faharoa no nanaovana fanadihadiana, ny 76%n'ny mpianatra nohadihadiana ary no nilaza fa tsy mbola tany amin'ny Mozean'ny Zavakanto mihitsy nefa ny 84% indray no mitena fa tena tiany ny Mozean'ny Zavakanto. Dia lasam-borona i Zhang-qing hoe ahoana no ahafahana tonga amin'izany toe-javatra izany (zh) [1].( hevitry ny mpandika teny: Ka izy io anie tahaka ny tamin'ny andron'ny rovan'i Manjakamiadana ihany e! tsy hitako izay olana amin'izany)