- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Etiôpia : Tapaka ny radio “Voice of America” !

Sokajy: Etiopia, Media sy Fanoratan-gazety

Tedla Asfaw no mitatitra ao amin'ny African path ny fanapahana ireo onjam-peon'ny radion'ny “Voice of America” any Ethiopia [1]:

VOA Amharic, Oromiffa and German Amharic have been jammed in Ethiopia and callers from Ethiopia are calling and tell their frustration and it seems now VOA is looking for possible solution.

“Ny sampana amin'ny teny Amharic, sy Oromiffa ary Alemàna sy Amharic (mifangaro) an'ny radio VOA dia tapaka any Ethiôpia ary tsy misy fitsaharana ireo mpanjifa izay miantso hanambara izay fahasorenana aterak'izany ary heverina ankehitriny fa mety misy vahaolana karohin'ny VOA hanarenana izany toe-draharaha izany.”