- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo : Vehivavy mpamboly “bio”

Sokajy: Afrika Atsimo, Sakafo, Tontolo_iainana

Manapariaka lahatsary i Nubian Cheetah izay ahitana ireo vehivavy mpamboly “bio” any Afrika Atsimo [1]:

The women in the the Fezeka community in Gugulethu, South Africa are growing organic foods and selling them at market prices.”

“Ireo vehivavy anivon'ny fiaraha-monina Fezeka any Gugulethu, any Afrika Atsimo dia mamboly “bio” [manaja ny tontolo iainana ary tsy mampiasa zezika simika] ary mivarotra izany (avy hatrany) amin'ny vidiny andraisan'ny mpanjifa azy.”