Angôla : Saranga mifangarika

Tsikerain'i Orlando Castro ny fifangarihan'ny saranga izay ahariharin'ny fanorenana tranobe mijoalajoala izay hisy rihana miisa 70 any Luanda, izany no (kasaina) ho trano mijoalajoala indrindra any Angôla izay ahitana, trano onenana amin'ny vidiny midangana, hôtely, birao isan-karazany ary fivarotana :

E é assim que se vai fazendo a história de uma parte do meu país. A outra é feita com os milhões de angolanos reais que continuam a ser gerados com fome, a nascer com fome e a morrer com fome.

“Dia toy izany ary no fomba anoratana ny tantaran'ny ampahany amin'ny fireneko. Ny ankilany hafa kosa dia soratan'ireo Angôlana aman-tapitrisany izay notorotoroina tanivon'ny hanoanana, teraka tamin'ny hanoanana, ary mbola ho fatin'ny hanoanana koa.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.