- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà : Fampianarana mikasika ny fananahana

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Fahasalamàna

Zenia no manoratra ao amin'ny blaogy Regalado mikasika ny fampianarana mikasika ny fananahana [1] any Kobà :

En reiterados contextos hemos escuchado dos conceptos relacionados con la educación sexual en Cuba, que por momentos parecen contraponerse: unos aseveran que hay demasiado instrumentalismo en los mensajes que se centran más en la protección, que en aspectos relacionados con la espiritualidad; y otros afirman que la insistencia en la protección es una necesidad de los tiempos de hoy.

“Tamin'ny toe-draharaha samihafa dia niverimberina ny nandrenesanay ireo fomba fijery roa momba ny fampianarana mikasika ny fananahana any Kiobà, izay toa mifanipaka : ny sasany dia mihevitra fa tsy ampy ny lafiny ara-panahy fa toa lasa “fitaovana” ho fampitandremana sy fanentana ho fiarovana fotsiny izany; ny hafa kosa dia manamarika fa tena lafiny takian'ny toetr'andro ankehitriny mihitsy ny fiarovan-tena (ara-piraisana ara-nofo).”