- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : Raho-mainty nahitana hirika fanantenana ihany

Sokajy: Kenyà, Politika

I Mental Acrobatics no manoratra mikasika ny antenimieram-pirenena Kenyana faha-10 [1]:

Tuesday afternoon the dark cloud of an illegitimate presidency in Kenya revealed its silver lining. Democracy hit back hard as Kenya’s 10th parliament convened for the first time.

“Ny rahona maintin'ny filoham-pirenena tsy voafidy ara-dalàna dia nahitana hirika fanantenana tamin'ny Talata tolakandro. Nanao “valifaty” ny Demokrasia nandritra ny fivoriana voalohany notanterahin'ny antenimieram-pirenena Kenyana faha-10.”